Teatra malagasy: Hankalaza ny faha 90 taona nijorony ny Tropy jeannette

  • lundi, 05 août 2019 21:24
  • Njaka
  • Sary Njaka

Hisy ny seho izay atao eny amin'ny studio Arena ivandry ny zoma faha 9 aogositra manomboka amin'ny fito ora hariva.

Marihina moa fa eo ambany fiahian'ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina ity fankalazana ity, ireto mpisehatra ireto moa dia andiany faha 3b izay mbola taranaky Jeannette no ankabeazan'ireo mpikambana ao.

Ny fivarotana ny karatra moa dia ao amin'ny Aroptic Antanimena ka 50 000 ariary ny vidim-pidirana ho an'ny olon-tokana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.