Arsidiosezin’Antananarivo: Hatao eo Mahamasina ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Andriantsoavina Jean Pascal

  • jeudi, 11 juillet 2019 13:37
  • Britto
  • Sary RDB

Hatao eo amin’ny kianjaben’i Mahamasina amin’ny alahady 11 aogositra izao, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Andriantsoavina Jean Pascal. Vao notendren'ny Papa Fransoa ho Eveka mpanampy eto amin'ny Diosezin'Antananarivo ity farany.

Pretra diosezanina eto Antananarivo izy, efa « Recteur » ny seminera zokiny fandalinana filozofia tao Antsirabe teo aloha, ary efa « Curé » ao amin’ny Fiangonana “ Notre Dame de l’Assomption ” Imerinafovoany Antananarivo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.