Finoana Katolika: Voatendry ho Evekan’ny Diosezin’i Moramanga i Mgr Rosario Vella

  • lundi, 08 juillet 2019 20:40
  • Britto
  • Sary nindramina

Evekan’ny Diosezin’Ambanja i Mgr Rosario Vella nialoha ny nanendren’i Papa François azy ho Evekan’ny Diosezin’i Moramanga. Mgr Saro no fiantsoan'ny maro azy.

Lasa Evekan’ny Diosezin’i Farafangana i Mgr Gaetano Di Pierro Evekan’i Moramanga teo aloha, napetraka tamin’ny fotoana nanandratana ho Olontsambatra an’i Lucien Botovasoa tamin’ny taon-dasa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.