Mozika: Nodimandry androany maraina i Donat Rasamimanana

  • mardi, 11 juin 2019 10:00
  • Britto
  • Sary nindramina

Maloka ny tontolon’ny mozika sy hira malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana androany maraina i Donat Rasamimanana.

Mpitendry zavameno, mpamoron-kira, mpandrindra mozika,… mpanakanto feno i Donat Rasamimanana. Mpanakanto maro no efa niara-niasa taminy sy novolavolainy, toa an-dry Aina Cook, Tovo Jhay ...

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.