Ny Nanahary: Nodimandry i Pierre, iray tamin’ireo mpamorona ny tarika

  • jeudi, 21 mars 2019 14:55
  • Britto
  • Sary: Ny Nanahary Ofisialy

Pierre Nanahary na Ralala, hoy ny fiantson’ireo namany azy fahavelony. Iray tamin’ireo mpikambana mpamorona ny tarika Ny Nanahary izy. Teny anaty saha Anosipatrana – Antananarivo Faha-IV no nisy azy. Nodimandry ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 21 martsa i Pierre Nanahary.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.