Kolontsaina: Nodimandry i Roland Raparivo

  • mercredi, 07 novembre 2018 16:42
  • Britto
  • Tahirin-tsary Gasypatriote

Teo amin'ny faha-84 taonany, teraka ny 22 febroary 1934, i Roland Raparivo no izao nodimandry izao.

Andrarezina amin'ny sary hosodoko izy. Tsy teto Madagasikara ihany fa hatrany ampitan-dranomasina any ny lazany.

Nisy ny fampirantiana nanamarihana ny 60 taona nanaovany hosodoko notanterahina tao amin'ny Alliance Française d'Andavamamba-Antananarivo tamin'ny volana aogositra 2017.

Nakarina amin'ny laharam-boninahitra Grand Officier de l'Ordre National Malagasy izy tamin'io ho fankasitrahana ny asa vitany tamin'ny fampiroboroboana ny kolontsaina Malagasy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.