Antsirabe: 12 volana ny karaman’ny mpiasan’ny Kaominina tsy voaloa

  • lundi, 08 avril 2019 12:28
  • Britto
  • Tahirin-tsary

Mikatso ny asa aman-draharaha ao amin’ny Kaominina Antsirabe I, renivohitry ny Faritra Vakinankaratra. Mifanenjana ny Ben’ny Tanàna sy ny mpiasa. Tsy nandray karama efa ho 12 volana izao ireto farany.

Vokatr’io izao dia zaza teraka efa mananika ny 1 500 isa oe no tsy voasoratra ao amin’ny sora-piankohonana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.