Vidin-tsolika: Tsy nahita marimaritra ny Fanjakana sy ny mpamatsy solika

  • mercredi, 03 avril 2019 19:09
  • Britto
  • Sary Gasypatriote

Nirava maina ny fivoriam-be farany mahakasika ny famaritana ny "structure tarifaire" ho an'ny solika. Tsy nahitana marimaritra iraisana ny fifampiresahana teo amin’ny Fanjakana sy ireo mpandraharaha mpamatsy solika nandritra ny fivoriana maro izay notanterahina.

Milaza ny handray ny andraikiny ny Fanjakana manoloana izany, ary izy no hanapa-kevitra farany mahakasika io "structure tarifaire vaovao" io alohan'ny 1 jona 2019.

Nilaza i Vonjy Andriamanga, Minisitry ny Angovo, ny rano ary ny akoranafo fa « tsy hisy ny fiakaran'ny vidin-tsolika amin'ity volana aprily ity ».

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.