Sambava: Vary lo nafindra gony saika hamidy

  • vendredi, 12 octobre 2018 08:32
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Sambava

Magazay an'ny teratany vahiny iray eto Sambava no nahitana izany. Nanaitra ny nahita ireo mpiasa manivana vary, izay efa simba, avy eo nafindra gony vaovao be, mba tsy hafantarana fa vary efa nitsimponina ireto raha tonga any amin'ny mpanjifa.

Efa nakatona ity magazay ity, hoy ny talem-paritry ny varotra nefa mahagaga, fomba ahoana no nahafahan'izy ireo nanokatra azy indray.

Tsy fantatra hatreto ny habetsaky ny vary nitobaka teny an-tsena.

Ireo ambiny tratra kosa dia hatao anio ny famotehana sy fandorana azy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.