Sambava: Niakatra Fitsarana n'y Ben'ny Tanàna sy mpiara-miasa aminy miisa dimy

  • jeudi, 20 septembre 2018 22:44
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Sambava

Ny Benin’ny Tanàna, ny Sekretera jeneralin'ny Kaominina, ny Comptable, ary ny Percepteur miisa 03 ireo natolotra ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antalaha androany maraina. Tamin’ny 8ora 15mn no niainga teto Sambava.

Mitranga izany taorian'ny fanadihadiana lalina nataon’ireo avy amin’ny BIANCO Antsiranana sy avy amin’ny Tahirim-bolam-panjakana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.