Ambatoboeny: Tsy raikitra ny CEPE blanc

  • mardi, 17 juillet 2018 14:21
  • Tigre
  • Sary nomena

Saika ho tanterahina tamin'ny herinandro teo ny adina ara-panatanjahantena na EPS BAC nefa tsy tanteraka izany noho ny fitokonan'ny mpampianatra.

Nitohy androany talata 17 jolay ny filaharambe namakivaky ny tanànan'Ambatoboeny.

Nikasa ampanao fanadinana CEPE Blanc 7ème ny Chef CISCO, nefa dia nirava maina izany, ka tsy tontosa ny fanadinana andrana CEPE Blanc, sy ny EPS BEPC.

Hita teny amin'ny sorambaventy nolanjain'ireto mpampianatra mpanabe mitokona ireto ny hoe, 14 000 ariary hofantranon'akoho sy ny fôlaka la craie, tapaka tsy misy fianarana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.