A la Une

    • jeudi, 29 mars 2018 13:49
    • Britto
    • Photo Fournie

    Diplomatie: Eric Andriamihajamananirina reçu à la Maison Blanche

    Eric Andriamihajamananirina Robson, Ambassadeur de la République de Madagascar aux États-Unis, a présenté ses lettres de créance au président américain Donald J. Trump lors d'une cérémonie d'accréditation à la Maison Blanche, le mercredi 28 mars 2018.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 28 mars 2018 21:28
    • Britto
    • Photos Bebel Betombo

    Transport aérien: Ethiopian Airlines ouvre Nosy-Be

    Ethiopian Airlines déploie ses ailes. Désormais, cette compagnie éthiopienne dessert Addis-Abeba - Nosy-Be (Madagascar) et Comores avec une fréquence de vols de trois fois par semaine, le mardi, jeudi et samedi.
    Lire la suite ...
    • mardi, 27 mars 2018 08:29
    • Britto
    • Sary nomena

    Antsirabe: Mitokona ny mpiasan'ny COTONA

    Nitokona tsy nety nandray ny asany ireo mpiasan'ny COTONA misahana ny famokarana lamba io maraina io. Ireo tokony hiditra amin'ny 6 maraina ireo notokona ireo.
    Lire la suite ...
    • lundi, 26 mars 2018 16:15
    • Tigre
    • Photos Fournies

    RN25 Ranomafana: 4 morts sur le coup

    Un taxi-brousse en provenance d'Ambalakindresy, Haute Matsiatra a évité un camion sur une route étroite, mais il a sorti de la route et terminé sa course dans un profond ravin. 4 morts sur le coup, et les blessés évacués à Ranomafana.Le nombre des passagers n'est pas encore connu. (Voir suite Photos galerie)
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 mars 2018 09:05
    • Britto
    • Photos Gasypatriote

    Société AAA: La direction annonce le chômage technique

    702 sur les 850 emplois directs en sont touchés par cette décision. Seuls les employés de la ferme à Andranomanelatra, les agents de sécurité des sites et les employés du magasin à Behoririka continuent leur travail. La chômage dure six mois, pendant laquelle les employés mis en chômage technique ne perçoivent pas de salaire, la société est exempte de taxe et d'impôt.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 21 mars 2018 16:03
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote

    Episcopat Antanimena: Nanazava ny programany ireo Katolika mikasa ny hilatsaka ho Filoham-pirenena

    Nanasa ireo Kandida manana finoana Katolika ny sampana miandraikitra ny raharaham-pirenena ao amin'ny Fiangonana Katolika, na ny Justice et Paix.
    Lire la suite ...
    • mardi, 20 mars 2018 16:35
    • Tigre
    • Photo France 24

    France: Nicolas Sarkozy en garde à vue

    L'ancien président de la République française Nicolas Sarkozy est actuellement en garde à vue à Nanterre. Il est entendu par la police judiciaire sur le financement libyen de sa campagne électorale en 2007.
    Lire la suite ...
    • lundi, 19 mars 2018 13:18
    • Anonymous
    • Photo Archives Gasypatriote

    L’Etat devient-il un simple prestataire de service du privé ?

    Devant les difficultés rencontrées par la JIRAMA, l’Etat s’est lancé à fond sur le système du Partenariat Public Privé (3P), et ce probablement sous l’instruction des bailleurs de fond dit « classiques » (Banque mondiale et FMI).
    Lire la suite ...
    • vendredi, 16 mars 2018 19:01
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Mahajanga

    Fanafihana Microcred Mahajanga: Jiolahy roa maty voatifitra, sivy azo sambo-belona

    Tsy naharitra ela fa ny tolakandro teo ihany dia nahazo vokatra ny avy eo anivon'ny Polisim-pirenena Mahajanga. Voasambotra ireo tompon'antoka tamin'ny famakiana ny Microcred Mahabibo omaly hariva.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 15 mars 2018 19:09
    • Tigre
    • Sary gasypatriote

    Patrick Raharimanana: Nametraka fitoriana teny amin’ny Bianco

    Tohin'ny raharaha kolikoly teo anivon'ny fonjan'i Tsiafahy momba ny horonam-peo, ny sary nalaina tao anaty fonjan'i Tsiafahy, ary ny taratasy famindrana an'i Houcine Arfa nakao amin’ny fonjan’Antanimora, nataon'ny Talen'ny fonja Tsiafahy, dia tonga teny amin’ny « Villa la Piscine » Ambohibao, misy ny foiben'ny Bianco ny Kandida ho Filoham-pirenena, Patrick Raharimanana, androany alakamisy 15 marsa 2018 tolakandro, nametraka fitoriana sy filazana fisiana kolikoly eo anivon'ny fonjan'i Tsiafahy, izay isany nanamora ny fandosiran'i Houcine Arfa. Tonga niaraka tamin'ireo porofo marobe teo ampelatanany moa i Patrick Raharimanana. Na horonam-peo, na sary na atontan-taratasy marobe. Voalazany taorian'ny nandraisan'ny Bianco azy tao Ambohibao fa « ny mpanao kolikoly no tokony hatahotra fa tsy ireo miady amin'ny kolikoly », izay anisan'ny tanjony amin'ny programan'asany, ary tonga teo anatrehan'ny Bianco izy noho ny fitokisany an'izany sampana miady amin'ny kolikoly izany, sy ny Fitsarana Malagasy.    
    Lire la suite ...
Page 10 sur 78