A la Une

    • mardi, 04 septembre 2018 12:37
    • Britto
    • Sary nomena

    Tolagnaro: Nandravarava indray ny afo

    Nitrangana haintrano indray teto Tanambao. Ravan’ny afo tanteraka tao anatin’izany ny tranombarotra karana iray sy toeram-pivarotana entana madinika maromaro.
    Lire la suite ...
    • lundi, 03 septembre 2018 15:30
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote Antsirabe

    Antsirabe: Fanamboaran-dalana kitoatoa

    Mampiteny ny moana ary mahabe resaka ny maro mpampiasa lalana ny fomba nanamboarana ilay lalana nolazaina fa nahazo famatsiam-bola avy tamin'ny filohan'ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 02 septembre 2018 13:15
    • Britto
    • Photos fournies

    Lutte contre les dahalo: Le 2ème Régiment de la 3ème Région militaire installé à Andilamena

    Installé dans une « zone rouge », ce régiment a pour mission d’éradiquer le phénomène dahalo, afin que la population puisse retrouver la sécurité et la sérénité, pour s’adonner pleinement à ses activités.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 29 août 2018 22:23
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Toamasina

    Toamasina : Olona fito saron’ny Polisy teo ampanomanana fanafihana mitam-piadiana mahery vaika

    Raha ny fanazavana nomen’i Kaomisera Rakotovao Jean Christian, mitantanana ny kaomisaria ao Tanambao II, dia fiaraha-miasa matotra teo amin’ny Polisy sy ny Fokonolona no nahafahan’izy ireo nanao vela-pandrika nahazoana izao vokatra izao. Teo ampanomanana fanafihana mitam-piadiana mahery vaika eto Toamasina izy fito no izao voasambotra izao, ka tovolahy ny dimy, izay telo tratra tao anaty Bungalow niaraka tamin’ireo basy kalaky, nisy bala folo tao anatiny, ny roa kosa nandritra ny fisavana ny trano ka tratra tamin’izy roa lahy koa ilay moto Scooter fampiasan’izy ireo amin’ny fanafihana mitam-piadiana fanaon’izy ireo eto Tamasina. Ireo vehivavy roa kosa dia tratra tao Ankirihiry ny iray, niaraka tamina tranom-bala efatra tamin’ireo tranom-bala dimy sarona, ny vehivavy faharoa kosa dia tratra tao Tanambao V, izay voalaza fa mpanao ny irakiraka mpitondra ny basy mandritra ny fanafihana mitam-piadiana fanaon’izy ireo.
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 août 2018 13:50
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote Antalaha

    Antalaha: Taraiky lany solika ny angidimby n'ny filoha

    Manatanteraka fitetezam-patritra aty amin'ny faritra SAVA ny filoha Hery Rajaonarimampianina, tonga eto Antalaha anefa ny angidimby nitondra azy, izay niainga avy any Nosybe, hitady solika fa dia tavela eto amin'ny seranam-piaramanidina satria efa ho iray volana no tsy misy solika Jet A1 eto, ka dia nanafatra solika amin'ny barika, vao alaina any Sambava.
    Lire la suite ...
    • samedi, 25 août 2018 21:24
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Sambava

    Sambava: Feno sarin'i Beriziky ny tanàna

    Noravahana amin’ny sarin’ilay kandida filoham-pirenena izay zanaky ny faritra ny tanànan’i Sambava iray manontolo. Ankoatra izay dia nanomboka ihany koa ny fizarana gazety boky izay misy ny toky folon’ny kandida Jean Omer Beriziky (JOB) ity, ka ao no anomezany toky ny Vahoaka Malagasy momba ireo.
    Lire la suite ...
    • lundi, 20 août 2018 12:06
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote Fianarantsoa

    Fianarantsoa : « Teraka ny fanjakana Madagasikara Atsimo »

    Namoaka fanambarana teto amin’ny renivohitr’i Matsiatra Ambony, datin’ny 18 aogositra 2018, ny hetsika mijoro amin’ny farintany roa : Fianarantsoa sy Toliara.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 17 août 2018 19:05
    • Britto
    • Photos Gasypatriote

    Présidentielle: Hery Rajaonarimampianina candidat à sa propre succession

    Le parti Hery Vaovao ho an'i Madagasikara ou HVM a accordé sa pleine confiance à Rajaonarimampianina Rakotoarimanana Hery Martial pour mener la campagne présidentielle de 2018.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 17 août 2018 08:15
    • Tigre
    • Photo Net

    Soul: Aretha Louise Franklin s'est éteinte

    La Reine de la musique soul est décédée ce jeudi 16 août 2018 à Détroit Michigan à l'âge de 76 ans suite à un combat pendant plusieurs année contre le cancer.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 15 août 2018 20:58
    • Tigre
    • Photos Gasypatriote

    Andohalo by night

    Andohalo by night (Voir Galerie et Album Photo)  
    Lire la suite ...
Page 3 sur 80